Entrée | 1 tsy miloa-bava |
Radical | 2 tsy, loaka, vava |
Partie du discours | 3 locution |
Exemples |
4 Mangina aho ka tsy miloa-bava fa ianao no nanao izao. [2.996] 5 tsy miloa-bava koa anefa izy ireo, rehefa anaovana antso fanairana ny amin’ny mampitombina an’izany, eo anatrahan’ny zava-misy izay tsy azony odian-tsy hita. [4.27] |
Mis à jour le 2020/07/31 |